"RAFAHAFAHANA" - Mahaleo | Toy izay ny fomba fampianarako @ Guitar PRO na hividy video tutoriel 2025

Votre vidéo commence dans 10
Passer (5)
cash machine v4

Merci ! Partagez avec vos amis !

Vous avez aimé cette vidéo, merci de votre vote !

Ajoutées by
13 Vues
Ho anareo vonona hanao abonnement @ Guitar PRO (3 mois) na hividy video tutoriel 2025 dia toy izao ny fomba fampianarako Guitare ao tompoko
WhatsApp : +261 34 29 843 17
https://www.facebook.com/Nomenaguitarist

Eto aho izao mampianatra ilay hira hoe "RAFAHAFAHANA" - Mahaleo @ niveau débutant sy moyen

Raha resy lahatra ianao hianatra Guitare ato aminay dia afaka misafidy ianao hoe hianatra irery @ Video tutoriel sa hanao cours accéléré 3 na 5 mois @ Guitar PRO

Misy niveaux efatra ato aminay : Débutant - Moyen - Avancé - Professionnel


INFORMATION GUITAR PRO
✅Isaky ny lundi,mercredi ary vendredi dia mahazo lesona sy hira ary exercice ianao
✅ Mahazo mianatra hira ray na roa na telo isakerinandro (izay maximum vitanao)

Misy Catégorie telo azo isafidianana rehefa hanao pratique @ hira isika :
- Catégorie 1 : speciale evangelique (hira artiste sy fiangonana)
- Catégorie : hira-pitiavana (Hira taloha sy @izao toy ny variété,folk song,bagasy, hira avy eto afovoantany Sy @ faritra na vahiny)
- Catégorie 3 : tsy mifidy

Ireto avy ny FORMATION afaka isafidianana :
✅Basique 79.000 Ar / mois : Programme complet + vidéos WhatsApp (tsy misy appel video fa audio ihany, omeko lesona intelo isakerinandro ianao dia anjaranao maka video ny devoir dia alefanao aty tsaraiko)
5 volana ity cours ity

✅ Premium 119.000 Ar / mois : Programme + vidéos + coaching WhatsApp personnalisé + appel vidéo (3 mois) + omeko lesona intelo isakerinandro ianao dia anjaranao maka video ny devoir dia alefanao aty tsaraiko : maharitra 3 volana

✅VIP 159.000 Ar/ Mois : Programme complet +
vidéos WhatsApp + coaching WhatsApp personnalisé + appel vidéo afaka atao indroa isakerinandro + omeko lesona intelo isakerinandro ianao dia anjaranao maka video ny devoir dia alefanao aty tsaraiko + misy cadeau hafa koa : maharitra 3 volana ity VIP ity
Raha mandoa 3 mois na 5 mois mitambatra dia mahazo reduction 20%
N.B : Vitanay ny mampahay Guitare anao sady mampahay anao haingana (tsy ny olona rehetra no afaka mino izany anefa fa izahay sy ianao izay vonona ihany)
Catégories
Cours de Guitare
Mots-clés
Nomena Guitarist, guitare, tutoriel

Ajouter un commentaire

Commentaires

Soyez le premier à commenter cette vidéo.