Fiadanana????????????????
Iza daholo ilay namana tia midera an'Andriamanitra ato?
.
.
.
Ho avy tsy ho ela ny video tutoriel hahafahatsika mianatra sahady ilay danse voalohany ho an'ity taona ity. Hivoaka ny weekend izao izany.
Azo jerena amin'ny:
????compte Dih Arin Kristy
????page Dih Arin Kristy
.
.
.
Tanjona:
FO IRAY MIARA-MIDERA????????
#MadagasikaraHoAnKristy

- Catégories
- Tutoriels Danse
Commentaires