Basse TUTO Finger style

Votre vidéo commence dans 10
Passer (5)
cash machine v4

Merci ! Partagez avec vos amis !

Vous avez aimé cette vidéo, merci de votre vote !

Ajoutées by
4 Vues
Ny faharetany dia 3 MOIS ho eo NIVEAU 1

COURS accéléré en ligne

Fomba fianarana :

1) Any @ whatsapp isika no mianatra
0325231455.

2) Mandefa vidéo lesona aminao aho indray isak-herin'andro fa ianao kosa afak mianatra isan'andro mba hanao pratique ilay fampianarako.

3) Ianao kosa mila mahavita devoire pratique mba halainao vidéo tsotsotra makaty amiko mba ahitako ny fivoaranao.

4) Tsy maintsy manontany izay tsy azo ianao na zavatra vaovao tianao hanontaniana manokana @ fotoana rehetra.

5) Ao anatin'ny 5 andro ianao manao fampiharana tsikelikely fa ny 2 jours makaina ianao.

INONA AVY NO HIANARANTSIKA?

*LESONA MIFANARAKA @NIVEAU ANAO
*EXERCICE PRATIQUE ( STYLE,JAZZ,GOSPEL, SNS)
*DOIGTÉ DE BASE
*HIRA NA IMPROVISATION MIANKINA @NIVEAU ANAO
*MISY EXAMEN ATAO ISAKIN'NY 3 MOIS
*Hatao mifanaraka @ zavatra hangatahina
Catégories
Cours de Basse

Ajouter un commentaire

Commentaires

Soyez le premier à commenter cette vidéo.